Filazana manjo - fianakaviana RAMONJA

Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo havana sy tapaka ary namana rehetra fa ny hava-malalanay :
Professeur RAMONJA Jean-Marie

dia nodimandry ny Alakamisy 16 jolay 2020 tany Fianarantsoa - Faritra Matsiatra Ambony.

Ny fanafenana ao amin'ny fansandrazany dia natao ny Asabotsy 18 jolay 2020, tany Amboakitsy Fanjakana  ISANDRA.

Hoy :
Ny vadiny : RAMONJA Clarisse
Ny zanany : RAMONJA Fenohery mivady sy ny zanany
                  RAMONJA Rivohery 
Ny iraitampo aminy
Ny iraitampo amin'ny vadiny
Ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany Amboaloboka - Fianarantsoa
Ny Fiangonana Amboakitsy Fanjakana - ISANDRA

" Efa niady ny ady tsara aho : nahatanteraka ny fihazakazahana aho ; nitahiry ny finoana aho "
2 Timoty 4 : 7 

Ny famangiana dia ho tanterahina ao @ EPTM ny alahady 2 aogositra.