STK LYON - Fanentanana

Inona moa izany ny STK Lyon hoan'ireo mpikambana ao anatiny ?

- Sampana amin'ny fiangonana FPMA izy, fa inona koa ? 

- Inona ny atao ao amin'ny STK Lyon ?

- Inona no vohizina ao ? ...

Ity horonan-tsary ity no hanazava anao bebe kokoa ny STK Lyon.

Manasa anao kao izahay hiaraka aminay ary aza misalasala mihitsy.

 

Sampana STK LYON

Imprimer