Alahadin'ny STK 2014

LOGOSTK

Faly mirahaba anareo ny Sampana Tanora Kiristianina.

Ho fialana amin'ny barquette mahazatra dia faly izahay manasa anareo amin'ny sakafom-piralahiana izay ataonay ny Alahady 07 desambra 2014 izao amin'ny 1 ora tolakandro mialohan' ny fitaom-pivavahana.

Ny fandraisana anjara dia 11€ ary afaka manoratra anarana sahady any amin'i Ndriana, Jessica, Fabie na Carmelle.

Ho aminareo anie ny fiadanan'ny Tompo

EPTM VAULX EN VELIN

 

Imprimer E-mail