Alahadin'ny Tily Hasim-pahazavana - FPMA Lyon, dimanche 11 octobre 2020

tilyRentree2020

Ny Alahady faha 11 ny volana Oktobra izao no hatokana ho alahadin'ny Tily Hasim-pahazavana eto anivon'ny FPMA Lyon. Koa manasa antsika rehetra hiara hiombom-bavaka amin'ny Tily amin'io fotoana io. Fotoana natokana hanokafana ny taom-pitaizana 2021 koa io koa manainga antsika Tily rehetra ho tonga. Na Tily am-pierin'asa ise, na tily tranainy, na koa maniry te hanatevin-daharana ny Tily dia raisina am-pifaliana.

Le culte en ligne du dimanche 11 octobre 2020 commencera à partir de 15h30, en direct de l'EPMT.

Sur youtube : https://youtu.be/mBbxtC7f2Gg
En traduction simultanée au 01 80 14 00 05, avec le code 811660#. Pensez à couper le son de votre micro.

Inscription au culte

Imprimer