Fifohazana - samedi 19 juin 2021

En direct de l'EPTM à partir de 14h00
Lien du direct sur YouTube : https://youtu.be/BCDe8bwXsVk

1) Mitohy ny asabotsy 19 juin 2021 izao ny fotoam-pivavahana  HITONDRANA AM-BAVAKA. 
- NY fankalazana ny faha-20 taonan’ny nisian’ny asam-pifohazana teto amin’ny Tafo Lyon
- IZAY atolotry kristiana ho entina am-bavaka ( voasoratra fohy amin’ny taratasy kely tany an-trano na ao amin’ny hall dia AROTSAKA ao amin’ny urne izay ao amin’ny hall)

2) Amim-pifaliana no hampirisihana ny tsirairay handray anjara, toy ireo maro nanao izany tamin’ny asabotsy 5 juin teo, mandritra ny FOTOANA MALALAKA ( vakiteny, vavaka, fijoroana vavolombelona, sns…) 

Les conditions pour venir aux cultes avec le confinement du 26/03/2021 .

Inscription au culte

Imprimer