Alahadin'ny Mpitandrina Clément RAKOTO

Lien de le diffusion en direct sur YouTube : https://youtube.com/live/zk3ATOh2ZJQ?feature=share

Ny alahady 2 jolay 2023, @ 3 ora sy sasany ao @ EPTM.

Ny mpitandrina Falimanana RAHARINDRANTO no ho tonga hitondra ny tenin' Andriamanitra amin'izany fotoan-dehibe natokana ho an'ny Ray aman-dreny Mpitandrina izany.
Hisy fiaraha-misakafo eto ampiangonana, ny antoandro @ 12 ora 30.
Koa dia manentana antsika hiaraka hifampizara ny masaka amin'izany andro izany.
Dia mba samy hamandrika dieny izao ny Alahady 2 Jolay;

Hitondra ambavaka izany fotoana izany isika.

Ny filoha, Alexandre D.

Imprimer E-mail

Culte - Horaires d'été

A partir du dimanche 9 juillet 2023, les cultes de la FPMA Lyon commenceront à partir de 10h00 du matin. Ceci pendant le mois de juillet et le mois d'août 2023.

Reprise en après-midi à partir de septembre 2023.

Imprimer E-mail