[ Formation SAP ] - Ny Fanompoan'ny Mpiandry araka ny Soratra Masina. Fampiharana tamin'ny andron-dRainisoalambo » Pst Clément RAKOTO

Faly Miarahaba anareo ao amin’ny Tompo, mpanatrika fampianarana isak’Alarobia 20h00

Faly mampatsiahy ny fampianarana SAP (mpampianatra sy mpiandraikitra) / KNPL (lojistika) izao Alarobia 21 Apr @ 20h00 - 21h00.

Ny SORITR’ASAM-PIANGONANA no mampianatra: Past RAKOTO Clément – Mpampianatra SAP - Pasteur FPMA LYON
Ny Lohahevitra: « Ny Fanompoan'ny Mpiandry araka ny Soratra Masina. Fampiharana tamin'ny andron-dRainisoalambo »
Support de formation : Asan'ny mpaminany.pdf

Arahina, Alim-bavaka Vina Mpitandrina matihanina 21h-21h30 (tsy miova ny ligne tel sy code, toy ny isaky ny alarobia faha-telo eo amin’ny volana)

Connexion : par téléphone au 01 70 48 90 28, avec le code 76229328 #
La Traduction simultanée par téléphone au 01 70 48 90 28, avec le code 3138217 # (même numéro de téléphone mais avec un code différent)
 
Misy fandraisam-peo (enregistré) mandrakariva ny fampianarana : https://fpma.church/sap-knpl/
 
Komity Nasionaly Projet Laika (KNPL)
Rafidinarivo JS (Fidy)

Imprimer