[ SA ] e-RNSA

Faly miarahaba anareo, ary koa manonona ny fiadanan'ny Tompo ho aminareo tsirairay avy. 
Toy izao ny fandaharan’ny e-RNSA 2021:

pgmERNSA

Josoa 24: 15"... fidionareo anio izay hotompoinareo,... fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Jehovah izahay."
Josué 24:15 "...choisissez aujourd'hui qui vous voulez servir... Quant à ma famille et moi, nous servirons l'Eternel." Version Louis Segond 21

Dia mirary ny fahasoavan'ny Tompo ho aminareo. 

Amin’ny anaran’ny birao nasionaly  
Nancy Harvel 
Ny mpitandrina Emilienne Rasehenoarimanana

Plus d'infos sur : https://sa.fpma.church

Imprimer E-mail