Filazana manjo - FPMA Clermont-Ferrand, Fianakaviana RAKOTOMAVO

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo,

Natsoin'ny Ray hody any aminy
i Tompokolahy Faly Andry RAKOTOMAVO
tamin'ny zoma 5 jona 2020 teo (Livry Gargan) rehefa nivahiny teto 57 taona ka

namela ny zanany kamboty Heriniana RAKOTOMAVO, mpianatra 20 ans, mandalo eto Clermont-Ferrand (STK) . Mikasa ny hampody ny razana any an-tanindrazana Heriniaina koa mangataka fanampiana amintsika ahafahany manatanteraka izany. Ho an'izay maniry ny handray anjara amin'izany dia misy cagnotte nosokafana ny amin'izany.

Cagnotte :https://www.leetchi.com/c/rapatriement-de-rakotomavo-faly

Manonona aminareo ny Fiadanan'ny Tompo.
Misaotra anareo sahady ny amin'izay rehetra hataonareo.
Amin'ny anaran'ny Komity,
Mpitandrina Jules RAKOTONANAHARY
Filoha Murielle ANDRIANTSILEFERINTSOA

Imprimer