Filazana manjo - Fianakaviana RAJAOFETRA

«Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.»
‭‭Isaia‬ ‭41:10‬ ‭

Sitraky ny Tompo ny niantsoany ny zanany :

RAJAOFETRA Seta Marcel

tamin’ny alatsinainy 22 jona 2020
teo amin’ny faha 66 taonany.

hoy
Josie - Mitia sy Maria - Miangaly - Serge RAJAOFETRA

Ho tanterahana ny talata 23 jona ny fotoana fandevenana aorian’ny fotoana fisaorana an’ Andriamanitra.
Misaotra amin’ny fitondranareo am-bavaka.

Famangiana alahady 5 jiolay

FPSeta familleRajaofetra

Imprimer