Filazana manjo - Fianakaviana RAZAFIMAHEFA

Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty sy ny fiainana mandrakizay no ampandrenesan'ny fianakaviana fa ny hava-malalany, 
RAZAFIMAHEFA RAZANADRASOA Betty
dia nodimandry ny zoma 30 oktobra lasa teo tao Vienne.

manjoRazafimahefaBetty

Imprimer