Filazana manjo, fianakaviana RAVALISON
Aminy alahelo lehibe no ampandrenesanay fianakaviana Ravalison Jean-Claude sy Hanitra ny nahalasan'ny Zoky malalanay :
RAJOHNSON Rija
Ambasadaoro an'i Madagasikara ao Paris
taminy Alatsinainy 21 Aprily 2025, tany Paris.
Mangataka fitondrana ambavaka ny fianakaviana.
Famangiana alahady 25 may 2025