[Filazana manjo] Fianakaviana RANDRIANARISON Maeva & Tantely
Ny fianakaviana RANDRIANARISON Maeva & Tantely dia mampandre antsika Fiangonana ny fahalasan'i
RABENASOLO RANONIMANANA-ANDRIANONY Elise
Ny 9 Martsa 2026, tany Paris, rehefa nivahiny 86 taona teto an-tany.
Izy dia reniben'i Maeva.
