Fifohazana - samedi 5 juin 2021

En direct de l'EPTM à partir de 14h00
Lien du direct sur YouTube : https://youtu.be/GVW-H7Pbu9c

Hankalaza ny Faha 20 taonany ny asam-pifohazana eto amin’ny FPMA Lyon koa manasa ny fiangonana manontolo hiara-hanatanteraka ny fanompoam-pivavahana hitondrana am-bavaka izany. 
- Afaka mandray anjara amin’izany ny tsirairay mandritra ny fotoana malalaka. 
- Ho entina am-bavaka mandritra io fotoana io koa izay atolotry ny olona

Les conditions pour venir aux cultes avec le confinement du 26/03/2021 .

Inscription au culte

Imprimer