Fifohazana

"... Izay mino Ahy, ny asa ataoko no ataony koa, ..." - Jaona 14:12

Asa sy Fampaherezana : Alahady fahefatra isam-bolana.

Ny Asa Fampaherezana amin'ny an-davanandro :

  • isaky ny misy olona mangataka na fantatra fa tena mila izany, any an-tokantranony na any am-piangonana ny toerana.
  • ny alakamisy hariva amin'ny 6 ora sy sasany aorian'ny vondrom-bavaka ao am-piangonana raha misy mangataka izany.

Ny fotoana fivoriana isan-kerinandro : zoma amin'ny 6 ora sy sasany ao amin'ny EPTM izay azon'ny rehetra atrehana.

Mandray anjara amin'ny vondrom-bavaka misy eto amin'ny fiangonana : fampianarana, vavaka.

Ireo mpiandry eto amin'ny tafo Lyon :

  • Ny mpitandrina Rakoto Clément,
  • Rtoa Rakoto Estera,
  • Rtoa Noro Nebie,
  • Rtoa Rabenakambanarivo Lalatiana,
  • Rtoa Randrianandrianina Narindra,
  • Rtoa Ravelojaona Sahondra,
  • Atoa Rajaonson Njaka,
  • Atoa Rabenakambanarivo Leonce,
  • Atoa Debion Alexandre,

Imprimer