Mana isan'andro

Ny Past Seth Rasolondraibe, Filohan'ny FPMA, dia manolotra antsika Mana isan'andro izay noraisiny avy ao @ perikopa FPF arahintsika eto @ FPMA (la Bible en 6 ans).
Azontsika arahina isa-maraina @ 6 ora ao @ Radio Anjomara izany. Rediffusion @ 9 ora, @ 12 ora, @ 4 ora ariva ary @ 8 ora ariva.
http://www.fifohazana-fpma.org
https://fpma.church/fpma/index.php/fifohazana#la-radio-anjomara

Imprimer