Annonces - dim 26/04/2020

FPMA FATSATS

FPMA Nice - Jobily 25 taona

Taon-JOBILYFPMA NICE 25 TAONA
Past ZOZO RANDRIAMANANTSOA 20 TAONA nitandremana 10 TAONA maha mpitandrina FPMA NICE

Manasa anareo HIDERA sy HISAOTRA an’Andriamanitra mandritra ny FANOMPOAM-PIVAVAHANA LEHIBE,
Ny Alahady 26 Apr 2020 10h30* & 15h*

Connexion aux cultes

Fiangonana Lyon

Filazana manjo - fianakaviana Razafinjoelina

«Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.»
‭‭Jaona‬ ‭11:25‬
 
Amin’ny finoana amin’ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesana anareo ny nahalasana an’
Andriamatoa RAMORAMANIRY Aimé Zafinjoelina 
Dadan’i Solofo sy Fabiannie Razafinjoelina
 
Ny alarobia 22 aprily 2020 rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany.
Mampahery sy mitondra am-bavaka ny fianakaviana isika manoloana izao fotoana fisedrana ho azy izao.
Ny andinindininy dia mbola hampitaina amin’ny manaraka.
 
manjoRazafinjoelina

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II B 70 Ter ARJ Amboditsiry ny Asabotsy 25 Aprily 2020 amin’ny 07 ora maraina ary ho entina any Ambanitanana Fandriana. Mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasandrazana ao Ambanitanana ihany ny 26 aprily dia hisy ny fotoampivavahana izay fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra amin’ny 1 ora sy sasany.

Imprimer