Annonces - dim 17/05/2020

FPMA Fatsats

Filazana manjo - Famille Pst Jules RAKOTONANAHARY

« Tompo ô, efa fonenanay hatramin’ny taranaka rehetra Ianao » Salamo 90:1

Teny nofinidin’ny fianakaviana Amin’ny alahelo ary koa amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ao amin’ny Kristy Jesoa no ampandrenesana anareo fa
RAKOTONANAHARY JEAN PAUL
Loholona
Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny sabotsy 9 mey Rehefa nivahiny 84 taona tety an-tany.

Ray niteraka an’Atoa RAKOTONANAHARY Tantely sy Landy mianakavy
Iray tampo amin’i
- Pasteur Jules sy Miriama RAKOTONANANAHARY, raiben’ireo zanaka aman-jafiny.
- Rtoa RANAIVOARIMANANA Bernadette, raiben’ireo zanaka aman-jafiny.

Connexions sur ce lien

Fiangonana Lyon

Cultes en ligne

Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant.
Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...

Pour toute information complémentaire, les contacts sont disponibles ici.

Rakitra - complément d'infos

Tous les moyens sont disponibles sur ce post.

Hitanao eto ihany koa ny RDVs hafa miarak@ sampana.

Imprimer