[Tily] Arendrina - 25 Jona 2022
Fandaharam-potoana
- Manomboka @ 11 ora maraina ny fotoana
- Lalao sy fanentanana maro samihafa ho an'ny rehetra (na ankizy na lehibe)
- Varotra tsakitsaky sy ala hetaheta isan-karazany amin'ny vidiny mirary !
Ny vary sy laoka, dia mila fandrihana mialoha : https://www.tilyfpmalyon.eu/sakafo
- Arendrina


