[STK] - The STK Lyon TVshow 2.0
Lien de la diffusion en direct
Lien : https://youtu.be/2Jeq7KroVP4
Cagnotte pour aider la STK :
Afin d'aider la STK à financer ses activités, dont le déplacement à la RNSTK à Caen, elle organise une cagnotte pour récolter vos dons : https://www.leetchi.com/c/objectif-rnstk
[Tily] RNT avril 2022
Ny Fihaonambe ny Tily RNT 2022 (Rencontre Nationale des Tily ) izay hatao ny
Asabotsy 23 Aprily amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny Alahady 24 Aprily 2022 amin’ny 2 ora hariva
ao amin’ny HAMEAU DE BECOURS 12520 Verrières FRANCE.
Fisoratana anarana :
Lien : https://bit.ly/rnt2022
Ny Fisoratana anarana dia atao tsirairay, ary isam-batan’olona.
Mikatona ny 02 Aprily 2022
Saran-dasy :
25€ ho an’ny rehetra
15 € ho any mpiandraikitra
MARIHANA fa tsy hisy fandoavana saran-dasy intsony eny an-toerana
Ny 04 Aprily 2022 dia hoalefa amintsika ny facture ka hantambatra isam-pivondronana ny fandoavana izany ary hatao chèque à l’ordre de la FPMA
alohan’ny 09 aprily 2022 amin’ity adresse ity :
RARIVOSEHENO
5 Rue de la concorde
92700 Colombes
Ho an’ireo ray aman-dreny tsy afaka ny hatory any anaty tente, dia 13.50€ ny dortoir ka mila aloa miaraka amin’ny saran-dasy izany, voafetra anefa ny isan’ny fandriana misy.
Fanampim-panazavana avy @ Tily Nasionaly
Compléments d'info Tily FPMA Lyon
[Fifohazana] Fotoam-bavaka FPMA FATSATS VISIO-CONFERENCE
Fotoam-bavaka FPMA FATSATS VISIO-CONFERENCE
Alakamisy 5 Mey 2022, 20h – 21hAccès ZOOM: https://us02web.zoom.us/j/7353958688?pwd=UXFrLzZ0clFweUdtNWtqaVgyS0h2QT09
ID de réunion : 735 395 8688, Mot de passe : 25120000
Ou confcall, Tél. 01 70 95 01 03, Code: 735 395 8688.
La salle de réunion ZOOM sera ouverte dès 19h45