[Tily] Arendrina - 25 Jona 2022

Fandaharam-potoana

- Manomboka @ 11 ora maraina ny fotoana
- Lalao sy fanentanana maro samihafa ho an'ny rehetra (na ankizy na lehibe)
- Varotra tsakitsaky sy ala hetaheta isan-karazany amin'ny vidiny mirary ! 
Ny vary sy laoka, dia mila fandrihana mialoha : https://www.tilyfpmalyon.eu/sakafo
- Arendrina 
 
ARENDRINA 2022
tily2022 harendrina 1
tily2022 harendrina 2

Imprimer E-mail