Annonces - dim 19/04/2020

FPMA Nationale

Application mobile

La FPMA a sortie une application mobile afin de faciliter toutes ses communications.
Plus d'infos disponible sur ce post.

Fiangonana Lyon

Cultes en ligne

Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant.
Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...

Pour toute informations complémentaires, les contacts sont disponibles ici.

Rakitra - complément d'infos

Tous les moyens sont disponibles sur ce post.

Taratasy fisaorana - fianakaviana Razakarivony

‌Tanteraka soaman-tsara ny 02 Aprily lasa teo ny incinération ny mpiray tampo aminay  Ramatoa RAVAOMANANA

Céline. Fisaorana no atolotray anareo rehetra izay nitondra am-bavaka  sy nampahaery ary nampionona anay tamin'
ireny fotoana ireny. Ny Tompo Jesoa ilay efa naharesy ny fahafatesana ho amintsika rehetra.

Ny famangiana dia ho tanterahina aorian'ny confinement.

Ny fianakaviana RAZAKARIVONY

Filazana manjo - fianakaviana Raminosoa

"Fa raha izaho kosa, dia ny famindramponao no itokiako ; Ho faly amin'ny famonjenao ny foko. Hihira ho an'i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy." Salamo 13; 5-6

Ry havana,
Noho ny fihavanana  sy ny maha mpiray tampo antsika ao amin'i Jesoa Kristy, dia mampandre anareo ny nahalasanan'ny zandry malalanay ,Rémi Rasamoelison ( anadahin'i Clarisse) tany Madagasikara, ny alatsinainy 13 aprily 2020 lasa teo.
Ny fianakaviana Clarisse sy Victor Raminosoa

Ny famangiana ny fianakaviana dia ho tanterahina aorian'ny confinement

Sampana

Fifohazana

Mitohy ny fiarahana mandinika ny tenin'ny Soratra Masina miaraka @ sampana fifohazana sy ny Mpitandrina isaky ny zoma.
Ho itanao miandalana @ site-n'ny fiangonana ny numéro confcall @ izany. 

Imprimer E-mail