Filazana manjo - fianakaviana RAMINOSOA

Ny Fianakaviana RAMINOSOA Victor Andriantiana dia mampandre ny fiangonana FPMA eto Lyon fa ny rahalahiny RAMINOSOA Victor Andrianaina dia nantsoin'ny Ray hody any aminy tamin'ny zoma 22 desambra 2023 lasa teo.

Imprimer E-mail