Filazana manjo - fianakaviana RAJAONSON

Ny fianakaviana Eléonore sy Andriamanjakasoa RAJAONSON dia mampandre ny Mpiandrina sy ny Birao ary ny Tafo FPMA Lyon iray manontolo fa ny iraitampo aminy
TIMOLEON  EFITONO 
Dia nodimandry tany Fianarantsoa Madagasikara ny 21 Décembre 2023. Ny fandevenana dia efa vita tany Andranokototo Betioky Atsimo ny zoma 29 décembre 2023.

Famangiana

Alahady 18 febroary 2024, aorian'ny fotoam-pivavahana.

Imprimer E-mail