SVK-I & SLK-I - 17 sy 18 oktobra 2020

Indro hatolotra antsika ny fandaharana sy ny rohy hanarahana ny Zaikabe SVK-I SLK-I ny 17 sy 18 oktobra :

Ny fandaharana rehetra dia arahana amin'ny YOUTUBE avokoa, fa misy ihany ny diffusion simultanée @ Zoom (Melun sy Fahazavana) miaraka. Azo hatao ihany koa ny manaraka ny Radio Vatsy, sy ny Anjomara, ary ny Confcall OVH.

Ny fanontaniana rehetra kosa dia hatao amin'ny Zoom Melun sy OVH Melun.

Sabotsy 17 oktobra 2020
Maraina amin’ny 9h55 
Youtube : https://youtu.be/ltPUUG1Iu8q
Fiarahabana sy fandraisana ny mpizaika : Filohan'ny Fafats Edson RABE

  • Fanompoam-pivavahana fanokafana ny ZAIKABE: Mitoriteny Pasteur Théodore Raphaël RANDRIAMANANTENA
  • Mitarika Pasteure Emma RANDRIANANDRASANA,  
  • Fandraisana fitenenana ataon'ny Filohan'ny SVKI: Noro RANDRIAMARO /  Filohan'ny SLKI: Alain RAZAFINDRABE
  • Fampianarana "Ny vehivavy Kristiana mikolokolo ny tontolony, mba hahafaly ny Tompony amin'ny fotoana rehetra" (Lioka13: 6 – 8): Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Pasteure Josiane RAVELOSON

Tolakandro amin’ny 14h30 hatramin’ny 17h

  • Fotaom-bavaka : Mitarika Pasteure Emma RANDRIANANDRASANA
  • Fampianarana "Jehovah no harenanao" (Isaia 33: 6): Pasteur Heritsimba RAMAROKOTO
  • Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Youtube : https://youtu.be/SY0vmDfQZ4k
  • Fampianarana "Fa manana izao rakitra izao amin'ny vilany tanyizahay, mba ho an'Andriamanitra ny halehiben'ny  hery, fa tsy ho aminay" IIKorintiana 4: 7): Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Rév Dr Seth RASOLONDRAIBE. Youtube : https://youtu.be/bL3ZS5txKkl
  • Bilan moral sy financier : SLK-I sy SLK-I
  • Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Fotaom-bavaka famaranana

Alahady 18 oktobra 2020
Maraina amin'ny 10h25
Youtube :  https://youtu.be/N7vxldcBXAs

  • Fanompoam-pivavahana famaranana ny Zaikabe: Mitarika: Pasteur Heritsimba RAMAROKOTO sy Pasteure Josiane RAVELOSON
    Mitoriteny: Rév Dr Seth RASOLONDRAIBE

Rohy fanarahana ny fandaharana sy fametrahana fanontanina :
Zoom Melun : https://us02web.zoom.us/j/3553893563              
ID de réunion : 355 389 3563#

OVH Melun 09 72 49 96 60
Zoom fahazavana,: https://us02web.zoom.us/j/6750237310 (fanarahana ny fandaharana fotsiny)

Imprimer E-mail