• Accueil
  • Sampana
  • [Fifohazana] - Fankalazana ny faha-20 taonan'ny Fifohazana FPMA Lyon

[Fifohazana] - Fankalazana ny faha-20 taonan'ny Fifohazana FPMA Lyon

  

Samedi 3 juillet à 14h00

Mitohy ny asabotsy 3 jolay 2021 izao ny fotoam-pivavahana  HITONDRANA AM-BAVAKA. 
- NY fankalazana ny faha-20 taonan’ny nisian’ny asam-pifohazana teto amin’ny Tafo Lyon
- IZAY atolotry kristiana ho entina am-bavaka ( voasoratra fohy amin’ny taratasy kely tany an-trano na ao amin’ny hall dia AROTSAKA ao amin’ny urne izay ao amin’ny hall)

Amim-pifaliana no hampirisihana ny tsirairay handray anjara, toy ireo maro nanao izany tamin’ny asabotsy 5 sy 19 jona lasa teo, mandritra ny FOTOANA MALALAKA (vakiteny, vavaka, fijoroana vavolombelona, sns…) 

Dimanche 4 juillet à 14h00

En direct de l'EPTM à partir de 14h00
Lien du direct sur YouTube : https://youtu.be/CLI-QYzVDUM

Une liste des gens présents sera faite à l'entrée afin de garder une trace, si besoin de vous contacter.

Livret

NY TANTARAN’NY FIFOHAZAM-PANAHY

Tanteraka soa aman-tsara ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra tamin’ny fankalazana ny faha 20 taonan’ny Fifohazana Tafo Lyon ny Alahady 04 jolay 2021.
Araka ny nampanantenaina dia ity ny rohy ahazoana mahazo ny boky « Ny tantaran’ny fifohazam-panahy » izay nozaraina tamin’io andro io.

Eto dia manararaotra ny Fifohazana FPMA Lyon manolotra fisaorana ho an’izay rehetra nanampy, na an-kolaka na mivantana, tamin’ny fanatontosana io boky io.
Voninahitra ho an’Andriamanitra.  

 

Imprimer E-mail