[Tily] RNT avril 2022

Ny Fihaonambe ny Tily RNT 2022 (Rencontre Nationale des Tily ) izay hatao ny  
Asabotsy 23 Aprily amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny Alahady 24 Aprily 2022 amin’ny 2 ora hariva 
ao amin’ny HAMEAU DE BECOURS 12520 Verrières FRANCE. 

Fisoratana anarana : 

Lien : https://bit.ly/rnt2022
Ny Fisoratana anarana dia atao tsirairay, ary isam-batan’olona.
Mikatona ny 02 Aprily 2022        

Saran-dasy :

25€ ho an’ny rehetra 
15 € ho any mpiandraikitra
MARIHANA fa tsy hisy fandoavana saran-dasy intsony eny an-toerana
Ny 04 Aprily 2022 dia hoalefa amintsika  ny facture ka hantambatra isam-pivondronana ny fandoavana izany ary hatao chèque à l’ordre de la FPMA
alohan’ny 09 aprily 2022 amin’ity adresse ity : 

RARIVOSEHENO 
5 Rue de la concorde 
92700 Colombes  

Ho an’ireo  ray aman-dreny tsy afaka ny hatory any anaty tente, dia 13.50€ ny dortoir ka mila aloa miaraka amin’ny saran-dasy izany, voafetra anefa ny isan’ny fandriana misy. 

Fanampim-panazavana avy @ Tily Nasionaly

Compléments d'info Tily FPMA Lyon

Le paiement se fait auprès de la Section Tily Hasim-pahazavana Lyon, si la personne est inscrite au nom de la section "Hasim-Pahazavana" (c'est la section qui fait un paiement unique auprès du Komity nasionaly). C'est mieux de s'inscrire avec Notre Section même s'ils n'ont pas d'enfants au Tily ou ne sont pas Tily.
 
Le paiement se fait directement auprès du KN uniquement si la personne est inscrite "Hors GL".
 
Pour plus de précision, vous pouver contacter Liana/Heko : 06 28 23 53 49

Imprimer E-mail