Filazana manjo - fianakaviana RAZAKARIVONY

Mampandre anareo izahay fa ny reninay

RAVAOARINANAHARY
maman'i Hanitra

vady navelan' i RAMAROSON Jean de Dieu dia nantsoin'ny Ray nody any Aminy androany Zoma 24/07/2020, teo amin'ny faha 93 taona.
Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany, Izy no mandahatra ny zavatra rehetra.

Ny razana dia alevina rahampitso ihany, sabotsy 25 jolay.

Ny fianakaviana RAZAKARIVONY.

Famangiana : alahady 06/09/2020