FPMA Tafo Nice - Rojom-bavaka Pst Zozo Randriamanantsoa

Ry havana,

Manasa anareo izahay hiara-hiombona aminay amin’ny rojom-bavaka izay hatao isanandro, ho an’ny raiamandreny Mpitandrina Randriamanantsoa Zozo, izay marary mafy eny amin’ny hopitaly.

Toy izao ny fandaminana:
20h00 : Alatsinainy – Alakamisy – Zomà - Asabotsy
21h00 : Talata sy Alarobia
Laharana : 01.80.14.00.57 – Code 570457 #


Ho aminareo ny Fiadanan’ny Tompo.
Amin’ny anaran’ny Komitin’ny Tafo Nice,
Ny Mpitandrina Mpisolo toerana, Pasteure Rajarisoa Fara
Ny Filoha, Rakotomalala Bakoly

Imprimer E-mail

Annonces - dim 26/04/2020

FPMA FATSATS

FPMA Nice - Jobily 25 taona

Taon-JOBILYFPMA NICE 25 TAONA
Past ZOZO RANDRIAMANANTSOA 20 TAONA nitandremana 10 TAONA maha mpitandrina FPMA NICE

Manasa anareo HIDERA sy HISAOTRA an’Andriamanitra mandritra ny FANOMPOAM-PIVAVAHANA LEHIBE,
Ny Alahady 26 Apr 2020 10h30* & 15h*

Connexion aux cultes

Fiangonana Lyon

Filazana manjo - fianakaviana Razafinjoelina

«Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.»
‭‭Jaona‬ ‭11:25‬
 
Amin’ny finoana amin’ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesana anareo ny nahalasana an’
Andriamatoa RAMORAMANIRY Aimé Zafinjoelina 
Dadan’i Solofo sy Fabiannie Razafinjoelina
 
Ny alarobia 22 aprily 2020 rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany.
Mampahery sy mitondra am-bavaka ny fianakaviana isika manoloana izao fotoana fisedrana ho azy izao.
Ny andinindininy dia mbola hampitaina amin’ny manaraka.
 
manjoRazafinjoelina

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II B 70 Ter ARJ Amboditsiry ny Asabotsy 25 Aprily 2020 amin’ny 07 ora maraina ary ho entina any Ambanitanana Fandriana. Mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasandrazana ao Ambanitanana ihany ny 26 aprily dia hisy ny fotoampivavahana izay fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra amin’ny 1 ora sy sasany.

Imprimer E-mail

Annonces - dim 19/04/2020

FPMA Nationale

Application mobile

La FPMA a sortie une application mobile afin de faciliter toutes ses communications.
Plus d'infos disponible sur ce post.

Fiangonana Lyon

Cultes en ligne

Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant.
Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...

Pour toute informations complémentaires, les contacts sont disponibles ici.

Rakitra - complément d'infos

Tous les moyens sont disponibles sur ce post.

Taratasy fisaorana - fianakaviana Razakarivony

‌Tanteraka soaman-tsara ny 02 Aprily lasa teo ny incinération ny mpiray tampo aminay  Ramatoa RAVAOMANANA

Céline. Fisaorana no atolotray anareo rehetra izay nitondra am-bavaka  sy nampahaery ary nampionona anay tamin'
ireny fotoana ireny. Ny Tompo Jesoa ilay efa naharesy ny fahafatesana ho amintsika rehetra.

Ny famangiana dia ho tanterahina aorian'ny confinement.

Ny fianakaviana RAZAKARIVONY

Filazana manjo - fianakaviana Raminosoa

"Fa raha izaho kosa, dia ny famindramponao no itokiako ; Ho faly amin'ny famonjenao ny foko. Hihira ho an'i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy." Salamo 13; 5-6

Ry havana,
Noho ny fihavanana  sy ny maha mpiray tampo antsika ao amin'i Jesoa Kristy, dia mampandre anareo ny nahalasanan'ny zandry malalanay ,Rémi Rasamoelison ( anadahin'i Clarisse) tany Madagasikara, ny alatsinainy 13 aprily 2020 lasa teo.
Ny fianakaviana Clarisse sy Victor Raminosoa

Ny famangiana ny fianakaviana dia ho tanterahina aorian'ny confinement

Sampana

Fifohazana

Mitohy ny fiarahana mandinika ny tenin'ny Soratra Masina miaraka @ sampana fifohazana sy ny Mpitandrina isaky ny zoma.
Ho itanao miandalana @ site-n'ny fiangonana ny numéro confcall @ izany. 

Imprimer E-mail

FPMA - application mobile

Ho fanatsarana hatrany ny fifandraisana eto anivon’ny FPMA dia mahafaly ny mampahafantatra antsika fa noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia vita soamantsara ny Application FPMA France izay efa azo alaina avy eo amin’ny Google Play Store.
Efa andalana ihany koa ny ahazoana izany ao amin’ny Apple Store.
 
L'application  FPMA France est désormais disponible sur Google Play Store.
La version IOS est en-cours.

Imprimer E-mail

Annonces - dim 22/03/2020

Fiangonana Lyon

AG Mars 2020

Reportée à une date ultérieure

Rakitra - complément d'infos

Le RIB de la FPMA Lyon est disponible sur ce lien et au dos de votre carte adidy.

Filazana manjo - fianakaviana Razakarivony

Farany, miraisa saina ianareo rehetra. ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrà fo, manetre tena, 1 Petera 3:8 

Mampita amintsika izao filazana ny fodiamandrin'ny iray tampo amin'i Richard sy Hanitra Razakarivony, i Céline hoan' izay mahalala.  Miaraka miombona alahelo amin'ny fianakaviana, ary mampahery azy ireo amin'ny alalan' I Jesosy. 
Ny andinindiny dia hampitaina amin'ny manaraka.

Enfin, soyez tous animés des mêmes pensées et des mêmes sentiments, pleins d’amour fraternel, de compassion, d'humilité. 1 Pierre 3:8

C'est avec tristesse que nous apprenons le décès de Céline, sœur de Richard et Hanitra Razakarivony.  Nous nous unissons à leur douleur,  et nous les  exhortons au Nom de Jésus. 
La suite vous sera communiquée ultérieurement. 

Taratasy fisaorana - fianakaviana Andriamasinarivo

Amin’ny anaran’ny fianakaviana ANDRIAMASINARIVO sy ny fianakaviana manontolo no itondranay ny teny fisaorana sy fankasitrahana ho anareo, tamin’ny fanotronana maro be, fidodododoana, sy ny fahasahiranana rehetra, noho ny fahalasana tampoka ny malalanay 

Andrianjaka ANDRIAMASINARIVO (Lalah)
Tsy irery tokoa izahay fa teo ianareo nasesiky ny fitiavana, nahafoy fotoana nanao soroka miara-milanja, tongotra miara-mamindra ka dia tsara levenana tokoa ny maty tompoko.

Andriamanitra ilay manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy.
Mamerina hatrany ny fialan-tsiny ho an’ireo tsy tratra antso noho ny fahatampohana, ny fahasahiranana ary ny hafenoan-dranomaso be loatra.

Fianakaviana Andriamasinarivo 
38200 Vienne
fisaoranaLalah
 

Sekoly Alahady

Planning mars 2020

- Cours par mail à partir de ce dimanche 22 mars : à transmettre aux parents par les moniteurs selon leur organisation et leur disponibilité.
- Levée de fonds : prise de commande maintenue jusqu'à fin mars mais date de livraison le dimanche de la section reportée. 
- Sekoly alahady FATSATS : Journée récréative du 28 mars à Monteux annulée. Reprise de la levée de fonds par l'urne de chaque Tafo ultérieurement. 

STK

Refonte de son identité visuelle

La STK Lyon est actuellement en pleine refonte de son identité visuelle. Afin de la compléter, nous avons besoin d'un nouveau logo, qui nous correspond

C'est pour cela que nous vous sollicitons, paroissiens de la FPMA Lyon, afin de participer à la création du logo de notre section. Si vous êtes intéressés par ce projet, vous trouverez le cahier des charges de ce logo en pièce-jointe (comprenant tous les éléments graphiques, les modalités d'envoi, etc.). Nous vous demandons de le lire attentivement et de vous imprégner des différentes indications.

Nous vous invitons ensuite à nous envoyer votre proposition : 
  • par mail à Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser. 
  • avant le 1er avril 2020 à 23h59
  • avec en objet "[LOGO STK LYON 2020] - Proposition de NOM PRENOM".
  • le cahier des charges a été envoyé par e-mail le vendredi 6 mars
Au vu du contexte actuel, ce peut être l'occasion de mettre à profit le temps et vos talents au service de notre Seigneur, par l'intermédiaire de notre section. 

Si vous connaissez des personnes qui seraient disponibles et volontaires au sein de la FPMA Lyon pour cet exercice ou si vous-mêmes êtes volontaires, vous trouverez toutes les infos pratiques dans le message ci-après. La date limite de réception est fixée au 1er avril 2020.
 
Nous vous remercions d'avance pour votre participation et nous remettons ce projet entre les mains de Dieu ! 
 

Imprimer E-mail