Annonces - dim 10/05/2020

FPMA Nasionaly

News

Les nouvelles concernangt les cultes, formation, etc... de la FPMA Nationale sont disponibles sur cette page : https://fpma.church/fpma/news/index.html

Taratasy fisaorana - Famille RANAIVOSON

Ho an'ny Mpitandrina Clément RAKOTO
Ho an' Andriamatoa Alexandre DEBION
Ho an'ny tafo FPMA Lyon 

Ry havana mpiara-manompo,

Izahay fianakavian'Itompokolahy RAMAMONJISOA André dia manolotra ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo, niara-niombom-po, nitrotro ambavaka, nampahery tamin'ny alalan'ny teny feno fitiavana, feno fahatsaram-panahy, ary feno fampanantenana, noho ny fahalasanan'ny rainay. 

Tsy ambava fotsiny fa dia nohamarininareo amin'ny fomba maro samihafa ilay fitenenana hoe "Efa iray ihany isika ao amin'i Kristy Jesosy", izay tena tsapanay tokoa tamin'izao fotoana maloka izao.
Tsy ho voavalinay izao ataonareo izao fa dia ny Tompo manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo ary koa homba sy hitahy ny tokantranonareo.
Misaotra Tompoko.
 
Heriharijaona RANAIVOSON
Faire part Ramamonjisoa

Fiangonana Lyon

Cultes en ligne

Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant.
Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...

Pour toute information complémentaire, les contacts sont disponibles ici.

Rakitra - complément d'infos

Tous les moyens sont disponibles sur ce post.

Sampana

SVK

masqueSVK
Le SVK LYON fait don de masques en tissu aux paroissiens du FPMA LYON.
Les quantités sont très limitées. 
Merci de vous rapprocher de Ny Aina pour les récupérer (tél. 06 61 55 00 60)

Fifohazana

Mitohy ny fiarahana mandinika ny tenin'ny Soratra Masina miaraka @ sampana fifohazana sy ny Mpitandrina isaky ny zoma.
Ho itanao miandalana @ site-n'ny fiangonana ny numéro confcall @ izany. 

Hitanao eto ihany koa ny RDVs hafa miarak@ sampana.

Imprimer E-mail