FPMA - HAFATRY NY SYNODA LEHIBE FAHA-39 FPMA 2022

Ho an’ny Mpitandrina rehetra eo anivon’ny FPMA
Ho an’ny Tompon’Andraikitra isan’ambaratonga ny FPMA
Ho an’ny vahoakan’Andriamanitra eo anivon’ny FPMA

Ry Havana malala ao amin’ny Tompo,

Ho ampitomboina mandrakariva eo aminareo anie ny Fahasoavana avy amin’i  Jesoa Kristy Tompontsika , Lohan’ny Fiangonana.

Indro hampitaina amintsika mipaingotra amin’izao mailaka izao ny Hafatry ny synoda faha 39 ny FPMA ( amin’ny teny malagasy sy teny frantsay) izay notanterahina  tany Sainte Tulle  ny 11 ka hatramin'ny 13 Novambra 2022.

Manonona ny Fiadanan’ny Tompo amintsika rehetra
Ny birao foibe FPMA.

Hafatra_synoda_2022_Teny__malagasy.pdf

Hafatra_synode_teny__Frantsay.pdf

Imprimer E-mail