[SLK] Fampianarana ny Tenin'ny Soratra Masina SLKI

Ny SLKI Sampana Iraisana dia manasa ny SLK @ ny fampianarana ny Tenin'ny Soratra Masina, tarihany pasteur Heritsimba RAMAROKOTO, izay hataony ny zoma 21 aprily ho avy izao @ 20h30 .

En ligne io fampianarana io.
Lien visioconférence : meet.google.com/ucf-dxhg-oik
C
ode : cf-dxhg-oik

 

Imprimer E-mail