[Tily] Xème anniversaire

Ho fankalazana ny faha 10 taona nijoroany, ny Tily Hasim-pahazavana Lyon dia faly manasa antsika rehetra hiaraka hanome voninahitra an’Andriamanitra sy hiaraka hifaly ary hikorana aminy ny sabotsy 25 may 2024 ho avy izao.

Toy izao ny andinindininy momba izany : 
🎭 Hetsika :  “ Dîner spectacle - Scout toujours et tous les jours”.  
📍 Toerana : EPTM, 22 rue Romain Rolland 69120 Vaulx-en-velin
⏰ Fotoana : amin’ny 4 ora hariva 
💶 Vidim-pidirana sy sakafo : 20€ isan’olona 

Mandritra ny hetsika dia hisy ihany koa ny fanaovana ny tombola 🎟️amin’ny vidiny mirary, izay mety ahazoantsika loka maro samihafa.
Mba hanamora ny fandaminana sy ny fandraharahana dia hiangaviana isika rehetra hamandrika ny billet antsika mialohan’ny sabotsy 18 may 2024.

 🎟️ BILLETERIE ICI 🎟️

Manentana antsika rehetra hitondra am-bavaka izany fotoana izany sy ny fikarakarana rehetra.
Manantena ny fahatongavantsika maro ary manonona ny Fiadanan’ny Tompo ho amintsika tsirairay avy. 

Imprimer E-mail