Filazana Manjo, fianakaviana RAJAOFETRA

Sitraky ny Tompo ny niantsoany ny mpanompony

RAJAOFETRA Adeline teraka RAZAFINJATO
ny alatsinainy 17 jona 2024
teo amin’ny faha 90 taonany
 
hoy
Serge sy Josih RAJAOFETRA
Mitia sy Maria RAJAOFETRA
Miangaly RAJAOFETRA
 
sy ny fianakaviana manontolo.
 
Ny nofony dia haterina any Antsofinondry Sabotsy Namehana rehefa avy hatao veloma farany ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena ny zoma 21 jona.
 
«Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko»
‭‭1 Korintiana‬ ‭15‬:‭10‬ 
 
Famangiana : alahady 14 jiolay 2024
 
Mirary soa anareo
Serge 

Imprimer E-mail