Zaikabem-paritany & Komitim-paritany, février 2025

Komitim-paritany

Jour 1 : samedi 25 janvier 2025 de 9h à 13h
Sur Zoom, les sujets ne nécessitants pas d'être en présentiel (pas de vote)
Jour 2 : samedi 1 févier de 9h30 à 11h30
Au Zaikabem-paritany, les autres sujets (votes éventuels)
L'Ordre du jour arrivera bientôt.
Inscription nécessaire même si on ne reste pas au Zaika Be (tarif spécial KP)

Zaikabem-paritany

pgmZaikabe 20250201

pgmZaikabe 20250202

Inscriptions

Réunions

Fivoriana 1 : Alatsinainy 13 janoary 2025, 21h00 – 22h00

Ho an’ny Fitandremana fito. Samy mandefa interface iray na roa isaky ny fitandremana. Mba alefa mail mialoha aty amin’ny BR ny contacts azafady.

Ny andrasana amin’ireo :
- hanao ny anima;on an'ny inscrip;on
- hijery sy hanangona ireo dons goûters, sns... avy any @ ireo mpiangona
- hilazana ireo vaovao tokony hifampitaina
- hijery ireo olona @ asa isan-karazany any an-toerana
- sns..

Fivoriana 2 : Talata 14 janoary 2025, 20h00 – 21h30

Atelier budget 1/2
Ho an’ireo rehetra tompon’andraikitra mila manao budget eto amin’ny Faritany.

Fivoriana 3 : Alarobia 15 janoary 2025, 21h30 – 22h30

Ho an’ireo rehetra tompon’andraikitra hamerina Compte Rendu d’Activité (na amin’ny Fitandremana, na amin’ny Sampana iraisana, na amin’ireo Sampan-draharaha maro isan-karazany eto @ FATSATS) na / sy mampiasa calendrier eto amin’ny FATSATS.

Amin’io fotoana io no hanolorana antsika ny « format vaovaon’ny Compte Rendu d’ Activité » izay noresahina tamin’ny KP Septambra 2024. Amin’io ihany koa no hanolorana antsika ny calendrier hiraisana eto amin’ny FATSATS.

Fivoriana 4 : Alatsinainy 20 janoary 2025, 20h00 – 21h30

Atelier budget 2/2
Ho an’ireo rehetra tompon’andraikitra mila manao budget eto amin’ny Faritany.

Lien :

Lien ZOOM :
https://us06web.zoom.us/j/3900435046?pwd=TPrShtrRs8EJkvPshAxBtGuNWFbRiP.1
ID de réunion: 390 043 5046
Code secret: i4jsEy

 

Imprimer E-mail