[SVK & SLK FATSATS] Zaikabem-Paritany SVK & SLK FATSATS
Inscriptions
Lien : https://fpmafatsats.belikeno1.com/#inscriptions
Fin des inscriptions : le mardi 11 mars 2025 à 20h.
Programme
Sabotsy 22/03
>> 08h45 – 10h00 : Fandraisana ny Mpizaika / Fanomezana Lakilé
>> 10h00 – 11h00 : Culte Fanokafana, Mpitandrina mpiahy Jules RAKOTONANAHARY
>> 11h00 – 12h00 : Fampianarana, tarihin’ireo Mpitandrina mpampihofana.
>> 12h00 – 13h30 : Fisakafoanana REPAS TIRE DU SAC
>> 13h30 – 16h00 : Fampianarana isan-tsampana, tarihin’ireo Mpitandrina mpampihofana.
>> 16h00 – 17h00 : Pause – Goûter
>> 17h00 – 18h30 : ATELIER, tarihin’ireo Mpitandrina mpampihofana.
** Fanavaozana Birao SLK FATSATS
>> 18h30 – 20h00 : Fisakafoanana
>> 21h00 – 22h30 : Takarivam-pifaliana / ISAN-TAFO; ISAN-TSAPANA
Alahady 23/03
>> 07h00 – 08h00 : ASA SY FAMPAHEREZANA
>> 08h00 – 09h00 : Sakafo maraina
>> 09h00 – 10h00 : Fampirimana sy fanadiovana
>> 10h00 – 12h00 : Culte
• Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo,
• Fanokanana sy Fametrahana ireo Birao ny Sampana roa tonta.
>> 12H00 – 13h30 : Fisakafoanana