Filazana manjo, fianakaviana RABENAKAMBANARIVO
Ny fianakaviana dia mampandre ny fiangonana ny famoizany ny malalany :
RAHARISON Lily Rija
Ny alakamisy 23 aprily 2026 lasa teo, teo amin'ny faha 66 taonany.
Samia mitondra am-bavaka ny fianakaviana.



