[FPMA FATSATS] Fotoam-pivavahana isam-bolana, Marsa 2023
«Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny. » Jao.9:31
Antony: Fotoam-bavaka FPMA FATSATS anasana ny rehetra.
Miarahaba anareo ao amin’ny Tompo Jesoa Kristy, Lohan’ny Fiangonana.
Araka ny Laminasa eto amin’ny Faritanintsika dia :
Mahafaly anay ny mampatsiahy anareo ny Fotoam-Bavaka FPMA FATSATS isaky ny Alakamisy voalohany eo amin’ny volana – (Rohy sy laharana Zoom vaovao)
Hanasana anareo MPIANDRAIKITRA sy VAHOAKA rehetra tsy ankanavaka
Fotoam-bavaka FPMA FATSATS VISIO-CONFERENCE
Alakamisy 03 Martsa 2023, 20h – 21h
Accès ZOOM:
https://us02web.zoom.us/j/7353958688?pwd=UXFrLzZ0clFweUdtNWtqaVgyS0h2QT09
ID de réunion : 735 395 8688, Mot de passe : 25120000
Ou confcall :
Tél. 01 70 95 01 03, Code: 735 395 8688.
La salle de réunion ZOOM sera ouverte dès 19h 45