[ SVK ] Fivoriana isam-bolana

« Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ ny olona rehetra, indrindra fa amin’ ny mpianakavin’ ny finoana. »
Galatiana 6 :10

Toy ny mahazatra, ny fivorian'ny sampana vehivavy dia ny sabotsy voalohan'ny volana.  Koa manasa ny vehivevy rehetra anatrika izany ny sabotsy 05 desambra 2020 ho avy izao, amin'ny 2 ora sy sasany. Mbola an-tarobia ihany no anaovana izany fivoriana izany. Indro etsy ambany ny numerao azonao anarahana izany.

Par téléphone : 
Numéro d’appel : 01 72 01 29 11
Code d’accès : 1048498

Par vidéo conférence :
Identifiant de la réunion : lyonsvk5
Lien de la réunion :  https://join.freeconferencecall.com/lyonsvk5

Imprimer E-mail