[Tily] - Arendrina 2021

Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo, hoy izaho indray : Mifalia. FIL 4 / 4

Toerana : Parc Miribel Jonage (Chemin de la Bletta 69 120 Vaulx en velin)
Manomboka amin'ny 11 ora maraina
Varotra:
- Tsakitsaky malagasy maro samihafa
- Vary sy laoka sur commande => Iangaviana isika hiantso ny 06 50 35 27 10 amin'ny fanaovana commande.
- Varotra Arendrina amin'ny vidiny mirary
Lalao sy fanentanana isan-karazany na ho an'ny lehibe na ny kely izay faranana amin'ny fanaovana arendrina ny hariva. 

arendrina2021 menu

Imprimer E-mail