Filazana manjo, fianakaviana RAJOELISOLO
Ny fianakaviana RAJOELISOLO dia mampilaza antsika ny fahalasan'ny Malalany,
DUMAS Rina Christiane, née TOUBET (Titane)
rahavavin'i Yolande RAJOELISOLO, ny alakamisy 6 marsa 2025 lasa teo, teo @ faha 71 taonany.
Famangiana, alahady 30 marsa 2025