Filazana manjo, fianakaviana RATOVELOMANANA

“Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ny Tompo.” Apok 14/13

Tompoko,
Aminy alahelo lehibe no ampandrenesanay fianakaviana :
RATOVELOMANANA Tovo sy Ando sy ny zanany
RATOVELOMANANA Mickaela sy Volatiana sy ny zanany
nahalasany ny Rahalahy :

RATOVELOMANANA Samoela ( Sam )

taminy Zoma 21 Mars 2021 teo, any Madagasikara
"mangataka fitondrana ambavaka ny fianakaviana."
"tsy misy ny famangiana"

Imprimer E-mail