[SVKI & SLKI] Zaikabe Nasionaly
SVK :
Hiangaviana hilaza amin’ny Birao izay mikasa handeha , alohan’ny 31 aogositra, mba hazahoana manomana izay ho fandraisana anjara, sy hijerena izay déplacement
Filazana manjo, fianakaviana RAZAFINDRALAMBO
Filazana
C’est avec une grande tristesse que nous vous annonçons le décès de notre petit frère Loïc Razafindralambo, âgé de 12 ans.
Nous vous remercions déjà pour vos prières.
Fraternellement en Christ.
Rinah, Nicolas, Emma
Famangiana
Araka ny fandaminana dia ho tanterahina amin'ny fotoana manaraka ny famangiatsika FPMA Lyon azy ireo. Ho lazaina amintsika miandalana ny fotoana izay hanaovana izany.
Aoka isika tsy hanadino hitondra am-bavaka ireo havantsika ho mariky ny fiarahantsika mitondra ny mavesatra amin'izy ireo araka izay nandindian'nyTompo antsika.

FILAZANA MANJO Pr Daniel RAJAKOBA
Ho fiaraha-miory amin'ny fianakaviana indro misy rohy azontsika maneho izany

Culte cet été 2024
Les cultes de cet été 2024 seront maintenues en après-midi, à partir de 15h30 à l'EPTM même.
Ceci pour les mois de juillet et août.