Filazana manjo - Fianakaviana NEBIE

« Ary nahare feo avy tany an-danitra aho niteny hoe: Soraty: Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ny Tompo, hatramin’izao! Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin’izay nisasarany izy, fa ny asany manaraka azy » [Apok 14, 13]
 
Amin’ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana anareo fa i 
Georges NEBIE
Dia nodimandry ny alatsinainy 26/09/2022 teo amin’ny faha-74 taonany.
 
Ny vadiny : Noro NEBIE
Ny zanany : Arsène NEBIE sy Allan NEBIE 
 
Adresse : 4 Allée Jacques AUDIBERTI, Meyzieu 69330 - Se garer dans la rue Louis Aragon.
Téléphone : 06 31 32 21 91
 
Fandaminana :
Hitarika fotoampivavahana any an-tranony i Pasteur Clément RAKOTO ny talata 27 septambra 2022 manomboka amin’ny 19h30.
Asaina ny fiangonana manontolo.
 
Famangian'ny FPMA Lyon :
Ny talata 27 septambra aorian'ny fotoampivavahana.
Samia mitondra zavatra hifampizarana, mamy, masira ary zava-pisotro.
 
Fiandrasana alakamisy 29 septambra @ 19h30 : 
Araky ny fangatahin'ny fianavaviana dia hisy fiarahana ihany koa aty antokantranony ny alakamisy 29 septambra ariva.
Ho toa ny t@ talata, samia mitondra zavatra hifampizarana, mamy, masira ary zava-pisotro.
 
Fotoampivavahana fanomezam-bonihatra  an'Andriamanitra :
Hotanterahina ny zoma 30 septambre amin'ny 14h30 eny amin'ny Pompe funèbre,10 avenue du Crottay, 69330 Meyzieu.
Ary ny fandevenana dia eo ampitan'io toerana Io ihany : cimetière des Tâches.
Vita fandevenana dia any an-tranon'ny fianakaviana no fotoana, ho an'ny rehetra. Toa ny mahazatra, samy mitondra zavatra hifampizarana, mamy, masira ary zava-pisotro.
 
Fanampiana sy famangiana :
Ho fanampiana ny fianakaviana dia misy cagnotte hahafahan'ny tsirairay mandray anjara.

Imprimer E-mail

[STK] - Rentrée 2022

affiche rentree STK 2022
 
La STK Lyon vous invite à sa rentrée 2022. Un moment pour accueillir tous les nouveaux qui viennent d'arriver sur Lyon et aussi de nous retrouver après les vacances.
 
Cette année, le format est assez spécial : un WALKING TOUR autour de Lyon qui sera terminé par un PICNIC au parc de la tête d'or et un après-midi détente.
  • 🗓️ Rendez-vous devant l'Opéra de l'hôtel de ville à 10h30 pour commencer le walking tour
  • 📞 Contact : 06 59 91 42 14 (Président) - instagram: @stkfpmalyon 
  • A apporter : un repas de picnic (sandwichs, chips, boissons,...) des jeux divers pour le parc (ballons, jeu de cartes,...) 
Nous vous attendons nombreux pour venir rencontrer la STK ! N'hésitez pas si vous avez des questions à propos de la rentrée ou de la STK en général.

Imprimer E-mail

[FPMA Nice] Filazana manjo, fianakaviana RAKOTOMALALA

avisDeDecesBakolyRAKOTOMALALA

1. il y aura des cellules de prières quotidiennes par Zoom, à 19h, du lundi 8 août au vendredi 12 août 2022.
Le lien : https://zoom.fpma.church 
ID de la réunion : 864 6926 8240
Code secret : 433005
Tél: +33170372246

2. la famille se tient à votre disposition pour vos éventuelles visites de condoléances et de réconfort à l’Athanée de Monaco, 
- du mardi 9 août 2022 au jeudi 11 août 2022 de 14h à 18h,  
- le vendredi 12 août 2022 de 11h à 17h 

3. le culte d’action de grâce se déroulera le samedi 13 août 2022 à 9h 30mn à Nice (l’adresse sera communiquée ultérieurement). 
Lien du culte : https://youtu.be/5EbPsG5SS5U

4. Une cagnotte leetchi est également disponible à partir du lien suivant : http://www.leetchi.com/c/bakoly-irene-rakotomalala

 

Imprimer E-mail

[FPMA Nice] Cellule de prière

Ry havana,

Ho aminareo anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

Mitohy ny fitondrantsika am-bavaka an-dRamatoa Bakoly RAKOTOMALALA, Filohan’ny FPMA Nice, izay eny amin'ny toeram-pitsaboana. Ka toy izao ny fandaminana amin’ny vondrom-bavaka izay hatao amin’ny alalan’ny Zoom talata 12 jolay 2022 amin’ny 20h00 sy amin’ny alakamisy 14 jolay 2022 amin’ny 20h00. 
Isaorana sahady koa isika mba samy hanao rojom-bavaka any amin’izay toerana misy antsika any isan’andro amin’ny 13h, tompoko. Filohan’ny Tafo no mitondra aretina, tompoko. Adidintsika eo anatrehan’Andriamanitra ny mitondra azy sy ny ankohonany am-bavaka mba hampaherezan’ny Tompo azy sy hampaherezan’ny Tompo antsika mianakavy koa.

Chers frères et sœurs,
Que la Grâce et la Paix vous soient données de la part de Dieu notre Père et du Seigneur Jésus-Christ.

Nous continuons nos cellules de prière afin de porter en prière Madame Bakoly RAKOTOMALALA, Présidente de la FPMA Nice, qui est actuellement hospitalisée. Nous vous communiquons, par la présente, les modalités d'accès à ces réunions Zoom pour mardi 12 juillet 2022 à 20h00 ainsi que pour jeudi 14 juillet 2022 à 20h00.
Nous sommes également invités à  faire une chaine de prière tous les jours, là où chacun de nous sera, à 13h et nous vous en remercions par avance. C’est une présidente de paroisse qui porte une maladie. Il est de notre devoir devant Dieu de les porter, elle ainsi que ses enfants, en prière afin que Dieu les réconforte et nous réconforte également. 

Connexion :
ID de réunion : 864 6926 8240
Code secret : 433005
Numéro tel : +33 170372246

Imprimer E-mail